|
|
|
|

Entry1  valifaty
Part of speech  2  noun
Root  3  valy, faty
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [valy faty] famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia
Explanations in English  5  [1.7] revenge
Explanations in French  6  [1.8] vengeance
Examples  7  [2.470] Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy.

Anagrams  8  tafavily, valifaty

Updated on 2025/07/29