|
|
|
|

Teny iditra1  valonga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 valo (amin' ilay fiteny fanaon' ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin' ny folo):
4 ingisa,
5 ingoa,
6 talonga,
7 ndrafanga,
8 diminga,
9 eniminga,
10 tsitonga,
11 valonga,
12 tsivaza,
13 egò [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17