|
|
|
|

Teny iditra1  valopolo
Singan-teny  2 valo, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 Eighty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Quatre-vingt [3.1]
Isam-pirenena  7 80 [3.1]
Ohatra  8  Nisy valopolo ihany ny vola tany amin' I Dada. [2.472]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny isa
Lahatsoratra  11 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12