|
|
|
|

Teny iditra1  vandambandana
Fototeny  2 vandana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipentimpentina, vangavanga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [duplicatif] Moucheté, bigarré
6 figuré: hypocrite, à double face, qui se conduit tantôt bien, tantôt mal [1.3#808]
Ohatra  7  Efa hitantsika ny fahavoazana nateraky ny fianarana sadasada natondraky ny mpanjanantany teto amintsika, ka notohizan'ny "zaza navela": toe-tsaina vandambandana, tsy ambony tsy ambany, tsy hendry tsy adala, tsy tsara tsy ratsy. [2.503#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02