|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vandana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy.
4 Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 moucheté, marbré
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|