|
|
|
|

Teny iditra1  vangavanga
Fototeny  2 vanga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny [1.1]
Ohatra  5  olona roa toy ny sahy manakiana ny tanora ankehitriny amin' irony fiteny vangavanga mifangaroaro irony [2.245#]
Tovy hevitra  6 vanga
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02