|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 vanga |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 white spotted or partly covered with a color
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tacheté de noir ou de rouge sur un fond blanc
[1.3] 6 d'un blanc tacheté de couleur [1.8] |
| Ohatra |
7 Ombilahy vanga ka tsara mandroso
[2.245#23]
8 Ary tato aoriana, dia vao naniry trondro hafa kosa indray na mena na vanga ny heniheny. [2.48] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10 vangavanga |
| Teny iditra (2/5) | 11 vanga |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 varotra, fividianana
[Taisaka]
[1.78] 14 vidiny [Tanosy] [1.78] 15 varotra (fivarotana sy fividianana) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 sale, purchase
[Provincial]
[1.2#734] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 commerce, trafic, négoce
[1.3] 18 prix d'achat [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Toe-karena: varotra |
| Tovy hevitra | 27 vangany |
| Mpanahaka | 28 vidy |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 30 vanga |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 anaram-boronkely
[Taisaka]
[1.78] 33 Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris) [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 l'écorcheur de Madagascar, Buffon et Daub. Vanga curvirostris, Lin.
[1.3] |
| Voambolana | 35 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (4/5) | 36 vanga |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 Nom relevé anciennement sous la forme « vangue » (sens général : tacheté de noir sur fond blanc, moucheté ; allusion à la couleur du bois). Vangueria edulis (Vahl) Vahl (Rubiaceae).
39 Arbre à fruits comestibles. Bois employé en menuiserie. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 42 Vanga
![]() |
| Sokajin-teny | 43 anarana |
| Voambolana | 44 Haibiby: antoko ara-tsiansa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|