|
|
|
|

Teny iditra1  vaninandro
Singan-teny  2 vany, 3 andro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray:
6 Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 temps fixe, jour fixé [1.3#810]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17