|
|
|
|

Entry1  vanja
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka.
Explanations in English  6  [1.7] gunpowder
Explanations in French  7  [1.8] poudre à fusil ou à canon
Examples  8  [2.48] Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
Proverbs  9  Proverbs containing the word vanja

Anagrams  10  javan, vanja

Updated on 2025/08/10