Entry | 1 vantany vao |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Elementary words | 3 vantany, vao |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona |
Explanations in French |
6 [1.3] à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) |
Examples |
7 [2.470] vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |