|
|
|
|

Entry (1/2)1  varanga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1]

Entry (2/2)4  varanga
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1]
All compound words  7  4 combinations of this word
Vocabulary  8  Economy: food
Other spellings  9  varangankena

Updated on 2025/10/08