|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 variana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Very hevitra:
4 Very ny firavako sarobidy ka variana aho 5 Lasa eritreritra: 6 Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso 7 Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: 8 Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1] |
| Ohatra |
9 variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa.
[2.324]
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 avarina, 17 iravana, variana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|