Entry | 1 varivariana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 variana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3#814] [duplicatif] |
Examples |
6 [1.437#] Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana. 7 [2.529#] Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana. 8 [2.588#] Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy. |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |