|
|
|
|

Teny iditra1  varidimiventy
Singan-teny  2 vary, 3 dimy, 4 venty
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy [1.1]
Ohatra  7  Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996#]
8  Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02