|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 variraiventy |
| Singan-teny | 2 vary, 3 iray, 4 venty |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le poid d'un grain de riz
8 la sept-cent-vingtième partie de la piastre 9 très peu, une minime partie, un rien [1.3#813] |
| Ohatra |
10 ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana
[2.48]
11 nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|