|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varo-mifody |
| Singan-teny | 2 varotra, 3 mifody |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 varotra entana azon' ny mpividy averina raha tsy mahafa-po azy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 varo-miera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|