Entry | 1 varotra an-kobohobo |
Elementary words | 2 varotra, 3 hobohobo |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |