|
|
|
|

Entry1  varotra tsy miverim-bodiondry
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony
Elementary words  4  varotra, tsy, miverina, vodiondry

Updated on 2024/12/07