|
|
|
|

Teny iditra1  vary misy ro ka haronina
Singan-teny  2 vary, 3 misy, 4 ro, 5 ka, 6 haronina
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12