|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatan' akondro
Singan-teny  2 vatana, 3 akondro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le faux tronc du Bananier [1.196]
Ohatra  7  Ary rehefa tafiditra ny vatanakondro sy ny fary, dia nirotsaka tao ampahibe; [2.59#]
8  ary nytenany nidaraboka tahaka ny vatanakondro: ny rà nitirifika sy nifantsitsitra hatraiza hatraiza ka nahakotsa ny tarehin-dRatsialainkery sy ny fitafiany. [2.587#]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)10  vatan' akondro
Singan-teny  11 vatana, 12 akondro
Sokajin-teny  13  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  14 Figuré: sans goût, insipide [1.196]

Fivaditsoratra  vatan' akondro, 15 voantandroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12