Entry | 1 vatasarihana |
Elementary words | 2 vata, 3 sarihana |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy [1.1] |
Other spellings | 6 vatasarihana |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |