Entry | 1 vatomizana |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 vato, mizana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns |
Explanations in English |
5 [1.7] [vato mizana] a weight used on a scale |
Explanations in French |
6 [1.8] [vato mizana] poids de balance 7 [1.13] [vato mizana] masse marquée |
Examples |
8 [2.508#] Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word vatomizana |
Article |
10 Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |