|
|
|
|

Entry1  vatosoa
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vato, soa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany
Explanations in English  5  [1.7] a precious stone
Explanations in French  6  [1.8] pierre précieuse
Examples  7  [1.437#] Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra.
Vocabulary  8  Geology
Article  9  Randzavola: vatosoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10  vato osa, vatosoa

Updated on 2025/07/29