Entry | 1 vato torahana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 vato, torahana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra |
Synonyms | 5 vato filokana, vato tsipazana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |