|
|
|
|

Entry1  vato tsindry hahazana
Elementary words  2  vato, 3  tsindry, 4  hahazana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary
mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony [1.1]

Updated on 2025/10/11