|
|
|
|

Teny iditra1  vava asa
Singan-teny  2 vava, 3 asa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny soritsoritr' angadinomby farany amin' ny asa tanety [1.1]
6 tatatra kely amin'ny vadibainga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 sillon [1.13]
Voambolana  8  Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12