|
|
|
|

Entry1  vavahady
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vava, hady
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray
Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano).
Explanations in English  10  [1.7] a gateway
Explanations in French  11  [1.8] portail, porte-cochère, entrée d'une ville
Examples  12  [2.356#] Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily.
Proverbs  13  Proverbs containing the word vavahady
Article  14  Randzavola: vavahady ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10