|
|
|
|

Entry1  vazanana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  vazana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Kekerina mafy: Novazanan' ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin' ny Dokotera izy
Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody

Anagrams  9  anazavan, nanazava, navazana, vazanana

Updated on 2025/07/29