|
|
|
|

Entry1  vazivazina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  vazivazy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra
Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho
Explanations in English  9  [1.7] to be teased, to be annoyed; to be mocked
Explanations in French  10  [1.8] qu'on taquine, de qui on se moque
Examples  11  [2.131] ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra
12  [2.471] Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay
Proverbs  13  Proverbs containing the word vazivazina

Anagrams  14  avazivazin, avizavizan, navazivazy, navizaviza, Ny zazavavy, vazivazina, zazavaviny

Updated on 2025/07/29