Entry | 1 velively |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [1.1] |
Explanations in French |
4 point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [1.3#824] |
Examples |
5 Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao.
[2.324]
6 Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470] |
All compound words | 7 4 combinations of this word |
Anagrams | 8 levilevy, 9 velively |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |