|
|
|
|

Teny iditra1  velombelona
Fototeny  2 velona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif fréquentatif et diminutif] [1.3]
Ohatra  5  velombelona indray izy, ka niteny irery [2.324]
6  Eo vao mba velombelona kely, mitsikitsiky ihany! [2.499]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  8 velombelombolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09