|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  velomy
Fototeny  2 velona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana velomina [Fitanisana]
Ohatra  4  Andeha velomy, ilay ity! [2.298]
5  velomy maso ny rainao, Mba tsarovy ny soa nataony; [2.69]
6  velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao [1.1]
Kamban-teny rehetra  7 Ankilivelomy

Teny iditra (2/2)8  velomy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 Nom relevé par Leandri et Faublée pour un viscum (Loranthaceae) (vient de veloma : vivez !). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09