Entry (1/2) | 1 venty |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 24 words containing venty |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira 10 [1.13] habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana |
Explanations in English |
11 [1.7] substance; a unit |
Explanations in French |
12 [1.8] substance 13 [1.13] unité |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word venty |
Entry (2/2) | 15 venty |
Part of speech | 16 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) |
Vocabulary |
22 Economy: finances, management |
Proverbs | 23 Proverbs containing the word venty |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |