|
|
|
|

Teny iditra1  vero may
Singan-teny  2 vero, 3 may
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 le pétillement du vero en feu
6 Figuré: fusillade, feu roulant [1.3#829, 1.196]
[2.415#466]
7 Sens général : agir sans relâche [La fusillade est un feu roulant qui ressemble au pétillement de l' herbe vero en feu]
Ohatra  8  Avy hatrany ireto dia nandroso nankao Ankodahoto tanàna sady nitifitra nanao vero may. [2.472#214]
9  Mbola narahin'izy mianaka tany ihany nanaovany vero may avy eto aoriana ireo, ka tsy navelany raha tsy efa lasan-davitra mihitsy. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12