|
|
|
|

Teny iditra1  vesarana
Fototeny  2 vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
5 Tototra: Vesaran' alahelo ny fony [1.1]
Ohatra  6  Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 vesarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17