|
|
|
|

Teny iditra1  vesarina
Fototeny  2 vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
5 Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be loaded down, to be weighed upon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on charge, qui est accablé [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  11 vesarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17