|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vihy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 bonga eo amin'ny taovam-pananahan'ny lahy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 testicule
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Tovy hevitra | 6 atodinakanga |
| Kamban-teny rehetra | 7 zanabihy |
| Teny iditra (2/3) | 8 vihy |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 voa
[Bara]
[1.78] 11 voan-javamaniry [Taisaka] 12 voa madinika [1.78] 13 voa madinika [Sihanaka] [1.78] 14 voa [Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Fruit ou graine, d'après H.Perrier ; Leandri et Faublée (équivalent de voa (1) (Merina)). Dans certains villages, c'est aussi le nom donné aux tubercules multipliés par l'homme (boutures).
[Sakalava]
[1.196] |
| Ohatra |
16 Izay manome voa na vihy toy ilay nafafy ihany no tena masomboly.
[2.117]
|
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: voankazo |
| Tovy hevitra | 18 vihiny |
| Teny iditra (3/3) | 19 vihy |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 voa ao anatin'ny sela
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 noyau
[1.13] |
| Voambolana | 23 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|