|
|
|
|

Teny iditra1  vikavikaina
Fototeny  2 vikavika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao vikavika fotsiny; zairina atao zojòtra: Vikavikao, retsy, io lambako io fa maika hahodiko milina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be tacked or basted with large stitches [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on faufile [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ivikavikàna, vikavikaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17