|
|
|
|

Entry1  vilana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy.
Explanations in English  16  [1.7] crooked, warped
Explanations in French  17  [1.4] évasif: Valy vilana (Réponse évasive)
18  [1.8] tordu, qui dévie
Examples  19  [4.27] Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io.
Proverbs  20  Proverbs containing the word vilana

Anagrams  21  avalin, avilan, ivalan, lavany, lavina, navaly, navila, nivala, valany, valian, vanila, vilana

Updated on 2025/08/10