|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vimbinina |
| Fototeny | 2 vimbina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina amin' ny tanana: Vimbino kely, anaka, ity harona ity
5 Arovana, tahina: Novimbinin' Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana indray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be carried in the hand; to be protected
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on porte à la main, qu'on protège, dont on a soin
[1.3] 8 qu'on porte à la main; qu'on protège [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | vimbinina, 14 vinimbina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|