|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinanihefaka |
| Singan-teny | 2 vinany, 3 hefaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 delta
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 8 hefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|