|
|
|
|

Teny iditra1  vinanto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a son or daughter-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 gendre, bru [1.54, 1.8]
Ohatra  6  Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470]
7  Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe:vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahyary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasaamin'izy roa. [2.398]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  12 vantony, vinanto, 13 vintano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17