Entry | 1 vinavina |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io |
Explanations in English |
15 [1.7] a conjecture |
Explanations in French |
16 [1.8] conjecture, estimation 17 [1.13] pronostic; devis; estimation; prévision, projet |
Examples |
18 [1.317#] Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany. 19 [4.27#] Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. |
Analogs | 20 volavola |
Anagrams | 21 avinavin, navinavi, vanivany, vinavina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |