|
|
|
|

Teny iditra1  vinavinaina
Fototeny  2 vinavina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tombantombanana: Vinavinao aloha izay ho laninao alohan' ny hanorenanao trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be conjectured, to be estimated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on estime, dont on fait le devis: [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17