Entry | 1 vingavingaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 vingavinga |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ivaivaina, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy hajaina: Novingavingainy teo imason' olona maro be teo aho ka tsy manaiky |
Explanations in English |
9 [1.7] to be abused, to be disdained |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on méprise, à qui on adresse des paroles dédaigneuses |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |