|
|
|
|

Entry1  visavisaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  visavisa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony
Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra
Explanations in English  9  [1.7] to be described minutely, to be enumerated
Explanations in French  10  [1.8] qu'on décrit ou énumère minutieusement

Updated on 2025/07/29