|
|
|
|

Teny iditra1  avitrana
Fototeny  2 vitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zairina mba hitambatra: Avitrano kely ireo lamba roa ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be sewed together along
6 the edges: to be joined lengthwise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on coud ensemble par les
8 bords; qu'on joint en longueur [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  avitrana, 13 taravina, 14 tavarina, 15 tavirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17