|
|
|
|

Teny iditra1  vitsikazo
Singan-teny  2 vitsika, 3 hazo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 termite [1.3]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  8  votry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12