Entry | 1 vitsivitsy |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 vitsy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany |
Examples |
5 [2.470] Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |