| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 vô | 
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 vao [Bara, Tanala]
 [1.78] 4 sady [Bara] [1.78] 5 sy [Tanosy] [1.78]  | 
| Tovy hevitra | 6vôho | 
| Kamban-teny rehetra | 7erahô vô eriky | 
| Teny iditra (2/4) | 8 vo~ | 
| Sokajin-teny | 9 tovona [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
10 Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra) [1.1] | 
| Teny iditra (3/4) | 11 ~vo~ | 
| Sokajin-teny | 12 tsofoka [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
13 Ohatra: savoritaka (saritaka) [3.1] | 
| Teny iditra (4/4) | 14 vo | 
| Sokajin-teny | 15 anarana | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
16 a small piece of wood decorated with beads and worn as an ornament; a small bag filled with crushed leaves and worn as an ornament [1.2#762] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |